CONVENTION 2020 - ISAN-KERINTAONA FAHA 31
LOHAHEVITRA: " Fa ianareo kosa dia taranaka voafidy, fanjakam-pisorona, firenena masina..." 1Pet 2.9
CONVENTION 2019 - ISAN-KERINTAONA FAHA 30
LOHAHEVITRA: " Fianakaviana mandray fahasoavana entina manso fanompoana sitrak'Andriamanitra ao amin'ny fanjakana tsy azo ampihorohoroina " Heb 12. 28
CONVENTION 2018 - ISAN-KERINTAONA FAHA 29
LOHAHEVITRA : L'Esprit de l'Éternel reposera sur lui: Esprit de sagesse et d'intelligence, Esprit de conseil et de force, Esprit de connaissance et de crainte de l'Éternel. Esaïe 11:2
CONVENTION 2017 - ISAN-KERINTAONA FAHA 28
LOHAHEVITRA: " Zatovo mahery itoeran'ny Tenin'Andriamanitra " 1Jaona 2:14
CONVENTION 2016 - ISAN-KERINTAONA FAHA 27
LOHAHEVITRA: " Ho amin'ny fahafahana no nanafahan'i Kristy antsika; ka tomoera tsara... " Gal 5:1
CONVENTION 2015 - ISAN-KERINTAONA FAHA 26
LOHAHEVITRA : " Ny lalàna sy ny mpaminany, fototra iorenan'ny finoana kristiana "
CONVENTION 2014 - ISAN-KERINTAONA FAHA 25
LOHAHEVITRA: "Miomana hihaona amin'Andriamanitra " Amosa 4. 12b - " Prépare-toi à rencontrer ton Dieu
CONVENTION 2013 - ISAN-KERINTAONA FAHA 24
LOHAHEVITRA: " Fiangonana mandeha amin'ny fahamarinana sy ny fahitsiana " Gen 18.19
CONVENTION 2011 - ISAN-KERINTAONA FAHA 22
LOHAHEVITRA: “ Fa raha izaho sy ny ankohonako kosa dia hanompo an’i Jehovah izahay “ Josoa 24: 15
CONVENTION 2010 - ISAN-KERINTAONA FAHA 21
LOHAHEVITRA : “ Aza matahotra ry tany fambolena, miravoravoa sy mifalia fa manao zava-dehibe Jehovah”
Joela 2 : 21
CONVENTION 2009 - ISAN-KERINTAONA FAHA 20
LOHAHEVITRA : “ Ary hoy Jesosy taminy: Marina ny navalinao; ataovy izany dia ho velona ianao” Lioka 10:28Ilay Samaritana tsara fanahy
CONVENTION 2008 - ISAN-KERINTAONA FAHA 19
LOHAHEVITRA: “Mba hanaraka ny marina amin’ny fitiavana ka mba hitombo amin’ny zavatra rehetra ho an’Izay Loha, dia Kristy “ Efes 4:15
CONVENTION 2007 - ISAN-KERINTAONA FAHA 18
LOHAHEVITRA: ” Ary noho izany dia raiso avokoa ny fiadian’Andriamanitra hahazoanareo mifahatra " Efes 6 : 13
CONVENTION 2006 - ISAN-KERINTAONA FAHA 17
LOHAHEVITRA: “Aoka ho mahatoky hatramin’ny fahafatesana hianao, dia homeko anao ny satroboninahitra fiainana” Apo 2 :10
CONVENTION 2004 - ISAN-KERINTAONA FAHA 15
LOHAHEVITRA: “Fa hianareo kosa dia taranaka voafidy, fanjaka-mpisorona, firenena masina, olona nalain’Andriamanitra ho an’ny tenany, mba hilazanareo ny hatsaran’Ilay niantso anareo hiala tamin’ny maizina ho amin’ny fahazavany mahagaga” Pet 2, 9
CONVENTION 2003 - ISAN-KERINTAONA FAHA 14
LOHAHEVITRA: « Ary amin’ny andro farany hoy Andriamanitra no handatsahako ny Fanahiko amin’ny nofo rehetra ; ary ny zanakalahinareo sy ny zanakavavinareo haminany, ary ny zatovonareo hahita fahitana, ary ny lahi-antitrareo hanonofy. Ary ny mpanompoko, na lahy na vavy, dia handatsahako ny Fanahiko amin’izany andro izany, ka diahaminany izy.» Asan’ny Apostoly 2 : 17-18